|
|
|
|

Entry1  mibaiko
Root  2 baiko
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manome didy am-bava na an-tsoratra ny miaramila fehezina: Iza dry, raha fantatrao, no nibaiko ny miaramita tany Andriba?
5 Manao famantarana amin' ny moana na amin' ny biby ka azon' izy ireo izay tiana holazaina amin' izany famantarana izany: Mahay mibaiko ny alikany fatratra lahy io Rangahy io [1.1]
Explanations in English  6 to speak in words of a foreign language; to use words of command.
7 These words originally came into use in drilling soldiers. [1.2]
8 to command [1.7]
Explanations in French  9 Parler un langage étranger, donner un commandement par paroles ou par signes [1.3]
10 donner un commandement [1.8]
Examples  11  Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono. [2.324]
12  Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470]
13  Amin' ny fotoana toy izany, ny famonjena ny aina no hany sisa mibaiko sy ankatoavina. [2.472]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :

Anagrams  mibaiko, 18 miboaky, 19 miboika

Updated on 2025/11/17