Entry baiko
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny vahiny (noho izy tany am-boalohany narabina fihetsiky ny tanana mba ho azo tsara; araka izany ny teny vahiny ampiasaina ankehitriny dia tsy tokony hatao izany intsony)
Teny na famantarana ifanomezana ka tsy mety ho fantatr' izay olona ivelany hafa: Izao no baiko nifamantaran' ny mpikambana; namoha sy nanidy ny boko-palitaony ilay niteny
Teny nomena hotanterahina: Izany no baiko voaraiko, tompoko, ka tsy afa-manoatra aho
Didy fampahafantarana izay hatao: Indrisy! nisy namono teny andalana ilay miaramila nitondra baiko avy tamin' ny jeneraly
Teny na fihetsehan-tanana ifankahazoan-kevitra amin' ny olona moana na amin' ny biby: Mahalala baiko fatratra itỳ alikanao itỳ izany [1.1]
 Ny atao hoe "Baiko" dia teny omena ny mp [...] [full text in 2.587]
Explanations in English Foreign words; words of command; password. [1.2]
 A foreign word; a command [1.7]
Explanations in French Langage étranger; le mot d'ordre ou de passe, le commandement militaire, se dit aussi des exercices qu'on apprend aux animaux [1.3]
 Mot étranger; commandement [1.8]
Examples 
1Tsy mijanona mivavaka izy mandritra izany ary baikony hanaraka ny fombam-pivavahany Ramanambeloma mivady, toy ny hoe : "Miondreha!" [2.470]
2Heno ny antso, ny baiko mifanaretsaka etsy sy eroa. [2.472]
Morphology 
Simple : baiko, baikoko, baikonao, baikony, baikontsika, baikonay, baikonareo, baikon', baikon-, baikom-
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11