|
|
|
|

Entry (1/2)1 bahana
Part of speech  2 noun
Explanations in English  3 sitting or standing in a straddling manner. [1.2]
4 a straddling [1.7]
Explanations in French  5 Position des membres écartés, surtout des jambes [1.3]
6 position des jambes écartées [1.8]
Examples  7 Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe. [2.472]
8 Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony. [2.470]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Names :
Adjectives :
Proverbs  20 Proverbs containing that word

Entry (2/2)21 bahana
Part of speech  22 noun
Explanations in Malagasy  23 Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena [1.1]
Explanations in English  24 an impediment, a hindrance, a barrier. [1.2]
Explanations in French  25 barrière [1.3]
Derivatives 
Passive verbs :
All compound words  27baham-bava

Updated on 2025/11/02