Entry miantsona (antsona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manatona ny morona: Saika tsy afa-niantsona ilay lakanay noho ny rivotra
¶ Mijanona, mandatsaka vatofantsika: Niantsona tamin' ny seranana firy izany ny sambo nitondra anareo vao tonga tany Marseille? [Rajemisa 1985]
English definition to be aground, to stop, to strike, to run ashore, as a canoe. [Richardson 1885]
 to come to harbor, to anchor [Hallanger 1973]
French definition entrer en rade, ancrer [Hallanger 1974]
Morphology 
miantsona
niantsona
hiantsona
miantsòna
Examples Ny hany tombony angaha dia tsy miantsona eny afovoan-drano ny sambo ka mba mahita fisomebisebena eo an-tseranana aho. [Andriamalala: Ranomasina, page 36]

Entry miantsòna (antsona)
Part of speech imperative of active verb miantsona [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2012/07/19