|
|
|
|

Entry1  miantso
Root  2 antso
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manisy anarana: Ikoto no niantsoana azy fony kely
5 Mamory olona mba hanatrika na ho tonga amin' ny..., manaika, manainga: Niantso ny fokonolona ny lehiben' ny tanàna fa nisy zava-dehibe nodinihina
6 Manonona tsirairay: Raha efa izany, dia niantso ny anaran' ny miaramila tsirairay ny kapiteny
7 Maka, manao izay hahatongavana: Moa ve efa nisy niantso ny dokotera?
8 Milaza, mamoaka ampahibemaso: Hiantso kabary, hono ny filohan' ny Nosy amin' ny volana mey
9 Mangataka, mitalaho: Miantso ny anaran' ny Tompo
10 Manendry, mifidy: Niantso an-dRanona ho lehiben' ny raharaham-bahiny ny filohan' ny governemanta
11 Manome na mametraka adidy, mandidy, mandodona: Miantso anao ny tanindrazana ka mahereza fo! [1.1]
Explanations in English  12 to call, to summon, to invoke. Manantso is used in the provinces for this. [1.2]
13 to call; to summon; to call out [1.7]
Explanations in French  14 appeler; convoquer; proclamer; crier fort [1.8]
15 appeler, convoquer, publier, proclamer, invoquer: Miantso olona (Appeler quelqu'un) ~ Miantso ny vahoaka (Convoquer le peuple) ~ Miantso kabary (Proclamer une assemblée générale) ~ Maintso an' Andriamanitra (Invoquer Dieu) [1.3]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Synonyms  20 manaika, manatsimaso, manesiesy, manofa, mihatsy, mikahankahana, mikohokoho, mikohona, mikoka
All compound words  21 miantso tody
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Anagrams  miantso, 23 mitsano, 24 santimo, 25 somanty

Updated on 2025/11/09