| Entry (1/2) | 1 manaika |
| Root | 2 aika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto
5 Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala) 6 Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana) [1.1] |
| Explanations in English |
7 to collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity.
[1.2] |
| Examples |
8 manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany
[2.470#]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 13 manaika loza |
| Entry (2/2) | 14 manaika |
| Root | 15 haika |
| Part of speech | 16 active verb |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] 17 [mañaika] [Bezanozano] mihantsy [1.78] |
| Explanations in English |
18 [Provincial] same as mihaika
[1.2] |
| Anagrams | 19 kiamana, 20 makiana, manaika, 21 maniaka, 22 miakana, 23 mianaka, 24 Namakia |
| Updated on 2026/02/04 |
|