Entry miantsena (tsena)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandeha mankany an-tsena: Lasa niantsena i Neny [Rajemisa 1985]
Morphology 
miantsena
niantsena
hiantsena
miantsenà
Examples Izany mantsy no mba fanaoko tsy tapaka, rehefa avy miantsena toy izao aho. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 167]
Quotes 

Entry miantsenà (tsena)
Part of speech imperative of active verb miantsena [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2012/12/19