Entry miantra (antra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mangoraka, mihetsi-po hamonjy na hanampy: Fatra-piantra ny mahantra izy [Rajemisa 1985]
English definition to be compassionate, to be tender; to compassionate, to pity, to sympathize with; to give alms to. [Richardson 1885]
 to have compassion on, to give help to [Hallanger 1973]
French definition avoir pitié de, faire l'aumône; [Hallanger 1974]
Examples 
1Iza moa ianao izay miantra ahy ankehitriny? [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Toy izany koa, mba mahay mampiseho fitiavana sy mahalala miantra. [Andraina: Mitaraina, page 61]
Morphology 
miantra
niantra
hiantra
miantrà

Entry miantrà (antra)
Part of speech imperative of active verb miantra [list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2012/07/19