Entry mianiana (aniana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manambara ampahibemaso fa hilaza izay fantatra ho marina: Mianiana izy fa hilaza ny marina ary ny marina ihany
¶ Manambara ampahibemaso fa hanome izay nampanantenaina: Mianiana aho fa hanome vola azy raha vao manana
¶ Manambara ampahibemaso fa hanatanteraka an-tsakany sy an-davany ny andraikitra takin' ny asa aman-draharahan' ny tena: Nianianaireo mpitsara vao nandray raharaha fa hanao araka ny rariny mandrakariva [Rajemisa 1985]
English definition to take an oath, to swear. [Richardson 1885]
 to take an oath [Hallanger 1973]
French definition prêter serment [Hallanger 1974]
Morphology 
mianiana
nianiana
hianiana
mianiàna
Compound words, titles, names 

Entry mianiàna (aniana)
Part of speech imperative of active verb mianiana [full list]

2013/04/12