|
|
|
|

Entry1  miandry vava latsaka
Elementary words  2 miandry, 3 vava, 4 latsaka
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1]
Synonyms  7 miandry kendry tohina

Updated on 2025/09/12