Entry miandry tafika
Elementary words miandry ; tafika
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Miandry ny andro hiterahan' ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin' ny hifanany na hikarakara ny zaza [1.1]
Explanations in English To wait for the birth of a child [1.7]
Explanations in French Attendre la naissance d'un enfant [1.8]
Synonyms miandry vohoka

Updated on 2023/05/26