Entry (1/2) | 1 tafika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitambaran' ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahavalo ny tafika Fitambaran' ny miaramila mampiasa fiadiana sy fomba fiady iray: Ny tafika an-tanety, ny tafika an-dranomasina Fitambaran' ny miaramila eo ambany fanevam-pirenena, foloalindahy: Izy no jeneraly mifehy ny tafika Enti-milaza fahamaroan' isa, fahabetsahana: Betsaka ve ny olona niakatra tatỳ an-tanàna nijery fety? Tafika iray manontolo ka ianao angaha maninona! [1.1] |
Explanations in English |
4 a war party; an army [1.7] |
Explanations in French |
5 expédition guerrière; armée [1.8] |
Examples |
6 Tonga ny tafika, hoy ny baikon' ilay lehibeny tao an-tanàna!
[2.324]
7 Tonga tokoa ny tariky ny tafika angilisy. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Vocabulary | 20 Military |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word tafika |
Entry (2/2) | 22 Tafika |
Part of speech | 23 name (anthroponym) [Full list] |
Examples |
24 ary i tafika teo Ambohijanaka
[2.48]
|
Vocabulary | 25 Beliefs |
Tables and plates |
26 The ancient idols |
Anagrams | 27 fatika, 28 fitaka, 29 Tafika, tafika, 30 tifaka |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |