Entry miandrandra (andrandra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mijery ambony: Niandrandra telo minitra teo izy nanaramaso an' ilay fiaramanidina nitondra an-dreniny
¶ Mikendry: Miandrandra ny ho lasa dokotera na mpampianatra ambony ny adalalahy [Rajemisa 1985]
English translation   to look upright, to hold the head erect; to look up to for help; to be proud or self-confident. [Richardson 1885]
   to hold the head up; to look up to something [Hallanger 1973]
French translation   lever la tête; regarder en haut [Hallanger 1974]
Examples   sady miandrandra I Lidy, toa te hampakatra hatrany ny vetsovetsony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 177]
Morphology  
miandrandra
niandrandra
hiandrandra
miandrandrà

Entry miandrandrà (andrandra)
Part of speech   imperative of active verb miandrandra [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   [Abinal 1888]

Updated on 2012/07/19