Entry miambatra (ambatra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   miakanakana raha miteny, miraiki-dela tsy mahatohy izay tenenina avy hatrany
Mitovy hevitra: adala vava ~ miakakà ~ miakanakana ~ miambakambaka ~ miambakavaka ~ mibadabada ~ mivakavaka [Rajemisa 1985]
English translation   to be tongue-tied, to speak inarticulately, as in a severe illness. The provincial word is tamba-lela [Richardson 1885]
French translation   avoir la langue paralysée, parler d'une manière inarticulée
¶ se dit aussi des tumeurs collées ensemble, comme des piqûres, des éruptions [Abinal 1888]
Examples   Niarahaba azy aho, ka akory ny hagagako, fa teny ambaniandro tsy misy miambatra na kely aza no namaliany ahy. [Rajaonarivelo: Bina, page 26]
Morphology  
miambatra
niambatra
hiambatra

Updated on 2014/09/28