Entry ambatra
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [Rajemisa 1985]
English translation   tongue-tied. [Richardson 1885]
Derivations  
Synonyms   ambatrambatra

Entry ambatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   fandri-pody, fandrika atao eo an-tanimbary mba hisamborana ireny vorona mandratra ny vary ireny [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2009/10/15