|
|
|
|

Entry 1  mialoha
Root  2 loha
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina
5 Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý [1.1]
Explanations in English  6 to precede, to go before. [1.2]
7 to go before, to precede; beforehand [1.7]
Explanations in French  8 précéder; avant, à l'avance [1.8]
Examples  9  Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324]
10  Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely. [2.470#121]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Combinations  15  3 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 alamohy, 18 amolahy, 19 ilamaho, 20 mahailo, 21 mahaoly, 22 mailaho, mialoha, 23 miloaha, 24 miolaha

Updated on 2026/03/07