|
|
|
|

Entry1  mialin-taona
Elementary words  2  mialina, 3  taona
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  enti-milaza zavatra navela haharitra herintaona, toy ny henam-pandroana izany, izay amelàna hohanina amin' ny fandroana manaraka [1.1]
Explanations in English  6  to be kept from one annual festival [fandroana] to the next, said of the jaka. [1.2]

Anagrams  7 ilay montana, 8 Imanontalay, 9 mialin-taona

Updated on 2025/09/12