| Entry (1/2) | 1 mialina |
| Root | 2 alina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Maharitra mandritra ny fotoana elaela: Efa nialina andro io laoka io ka simba ~ Hena mialin-taona no hanina amin' ny Fandroana
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to partially penetrate
6 to remain a night before being used, as mud for making walls, etc. [1.2] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 10 mialina |
| Root | 11 alina |
| Part of speech | 12 active verb |
| Explanations in Malagasy |
13 matory andalana mandritry ny alina maromaro
[Sihanaka]
[1.78] 14 Miasa alina, mandany ny alina miasa: Nialina izy vao nahavita io zaitra io 15 Misakafo hariva: Tamin' ny sivy izahay vao nialina omaly 16 Mihinana (zavatra hafa noho ny vary) amin' ny hariva, amin' ny alina: Mialim-bomangary zareo ato atsimo. [1.1] |
| Examples |
17 Amin' ny Betsileo ny kanakana mialina no ataony hanim-py malaza.
[1.437#]
|
| All compound words | 18 3 combinations of this word |
| Anagrams | 19 limaina, 20 maiñila, 21 malaiñy, 22 mialañy, 23 mialina |
| Updated on 2025/11/13 |
|