|
|
|
|

Entry1  miala faran' ny lohany
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  miala, fara, loha
Explanations in Malagasy  4  [1.1] miova fihetsika mba hialana amin' ny vintan-dratsy mpahazo ny tena hatramin' izay

Updated on 2024/12/07