Entry (1/3) | 1 manavy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Marary ka mafana ny tena (ny anton' ny fitomboan' ny hafanana dia ny fisian' ny zavatra na mikraoby na poizina ateraky ny zava-pihinana efa simba na fanafody sasany tafiditra any amin' ny tena, tonga any amin' ny ra ka manapoizina azy) |
Explanations in English |
4 [1.2] To be ill with fever. So called perhaps because of its intermittent character. 5 [1.7] slightly ill |
Explanations in French |
6 [1.8] être un peu malade, qui a de la fièvre |
Examples |
7 [2.59#] Ary misy manavy, dia asieny mafy dia maty. 8 [2.643#] manavy ve ianao, sombinaiko, no izao ka dia mbola ato ihany? |
Vocabulary |
9 Health |
Root | 10 avy |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 12 mañavy |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Sihanaka]
tezitra 15 [1.78] [Tanala] tezitra, misafoaka, mihetsika: Mañavy koa ny ôlane (añavian'ny andro tsarane) |
Vocabulary |
16 Emotions |
Entry (3/3) | 17 manavy |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) 20 [1.78] [Tambahoaka] ramanavy |
Explanations in English |
21 [1.7] a small bat |
Explanations in French |
22 [1.54, 1.8] chauve-souris |
Vocabulary |
23 Zoology: mammals |
Synonyms | 24 ramanavy |
Analogs | 25 fanihy |
Zoonyms |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word manavy |
Article |
28 Randzavola: manavy ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 29 anivam, mañavy, manavy, mañiva, maniva, mavany, mavina, mivaña, naivam, namavy, niavam |
Updated on 2025/06/09 |
![]() |