| Entry | 1 maty fahana |
| Elementary words | 2 maty, 3 fahana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 fiteny amin' ny basy na tafondro tsy mipoaka, na amin' ny fanambadiana izay tapaka ny fatorana nampikambana ny mpivady [1.1] |
| Explanations in English |
6 used of a gun that has missed fire; or of an intended marriage broken off. [1.2] |
| Explanations in French |
7 C' est un mariage qui rate : les liens sont rompus. Se disait des mariages ou autres affaires qui n' aboutissaient pas [2.415#1209] |
| Anagrams | 8 famitahana, 9 maty fahana |
| Updated on 2025/09/12 |
|