| Entry (1/2) | 1 matsora |
| Root | 2 tsora |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Be rano, tsy marihitra, tsy madity: Matsora izany ro izany.
5 Enti-milaza loko na volon-javatra mazavazava: Tiako ihany itý lamba mangamanga itý na dia matsora aza ny volony. [1.1] |
| Explanations in English |
6 liquid, watery, thin; cf. rihitra.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 liquide, fluide, cf. rihitra.
[1.8] |
| Examples |
8 matsora be izy izany, aoka aloha hasiana lafarinina, hoy i Mora.
[2.442#]
9 Manga tanora ny erý lavidavitra, mandray ny lokon' ny lanitra manga matsora! [2.499#] |
| Entry (2/2) | 10 matsora |
| Part of speech | 11 noun |
| Explanations in French |
12 (probablement de soratra : écriture) On vendait des formules écrites en caractères arabes comme talismans jusqu'au 19e Siècle. Ce mot a pris le sens récent de : mauvais remède, remède de pacotille)..
[Tankarana, Sakalava]
[1.196] |
| Vocabulary | 13 Botany |
| Anagrams | 14 matsora, 15 tra-maso |
| Updated on 2025/11/11 |
|