|
|
|
|

Entry1  mateza aina
Elementary words  2  mateza, 3  aina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  enti-milaza ny olona ela velona, ary anambarana koa ny faherezana miasa maharitra tsy an-kiato [1.1]

Updated on 2025/09/12