|
|
|
|

Entry 1  mateza
Root  2 teza
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Maharitra ela vao simba: Mateza itý akanjonao itý fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity [1.1]
Explanations in English  5 durable [1.7]
Explanations in French  6 qui dure [1.8]
Examples  7  Ireo mpikarama amin' ny fisoronana afon-tsiramamy, hono, araka ny filazan' ny olona, dia tsy mateza aina loatra: [2.470#34]
Combinations  8  5 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07