|
|
|
|

Entry1  matevin-koditra
Elementary words  2 matevina, 3 hoditra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana ny hodi-javatra mivatravatra sy dontodonto ka zary matevina
6 Tsy azo anarina na azo antenaina hihatsara na hivoatra [1.1]

Updated on 2025/09/12