| Entry | 1 hamasahana |
| Root | 2 masaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra masaka, na nandrahoina izany na tonga amin' ny fotoana mahatsara hohanina azy [1.1] |
| Explanations in French |
5 état de ce qui est bien mûr, bien cuit, bien fait [1.3] |
| Synonyms | 6 hamasaka, fahamasahana |
| Anagrams | 7 hamasahana, 8 mahasahana |
| Updated on 2025/09/12 |
|