|
|
|
|

Entry1  marin-drano
Elementary words  2 marina, 3 rano
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina.
6 anambarana fa tena marina. [1.1]
Explanations in English  7 level like water. [1.7]
Explanations in French  8 de niveau comme l'eau. [1.8]
Examples  9  Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo [2.424#]
10  Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. [4.27#]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 marin-drano, 13 ranomandry, Ranomandry

Updated on 2025/11/10