Entry | 1 marin-drano |
Elementary words | 2 marina, 3 rano |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina anambarana fa tena marina [1.1] |
Explanations in English |
6 level like water [1.7] |
Explanations in French |
7 de niveau comme l'eau [1.8] |
Examples |
8 Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo
[2.424#]
9 Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. [4.27#] |
All compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word marin-drano |
Anagrams | 18 marin-drano, 19 Ranomandry, ranomandry |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |