| Entry | 1 mari-hoditra |
| Elementary words | 2 maritra, 3 hoditra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 mangatsiaka ka mahatsiaro mitsangantsangam-bolo (mafana ny hoditra ka mahatsiaro mangatsiaka ny tena voakasiky ny rivotra manodidina) [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|