Entry | maritra | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao maritra e! Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ maritra [1.1] | |||
Examples | Apiakaro faran'izay ambony be tratra ilay maritra maratra.
[2.424] | |||
Derivatives |
| |||
Synonyms | marimaritra | |||
Compound words |
| |||
Anagrams | maratry, maritra, miratra |
Updated on 2023/10/20 |