| Entry | 1 maresaka |
| Root | 2 resaka |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Resahin' ny olona hatraiza hatraiza, malaza: Ny zava-maresaka amin' izao fotoana izao dia ny fisamborana ny mpangalatra omby
5 Be olona, be tabataba: Naresaka ery ny taena androany, fa tsy ohatra ny isan-kerinandro [1.1] |
| Explanations in English |
6 much talked about; lively, full or talk with people moving about
[1.7] |
| Explanations in French |
7 dont on parle partout, être en vogue, célèbre, dont la renommée s’étend au loin ; qui fait du bruit, retentissant, qui s’entend au loin
[1.3] 8 dont on parle partout; en vogue; où il y a beaucoup de mouvement et de conversation [1.8] |
| Examples |
9 maresaka ny fanompoana (Les corvées n’en finissent jamais - on en parle partout)
[1.3]
10 maresaka ny mozika (La fanfare est très retentissante) [1.3] 11 Ny kabary am-pandevenana: toa izany sy izany koa no nahatonga ny kabary am-pandevenana ho maresaka, fijoroan'ny mpandahatra kalaza indrindra. [2.298] |
| Analogs | 12 mahoraka, 13 makotroka |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/12/08 |
|