| Entry | 1 marary ny volana |
| Elementary words | 2 marary, 3 volana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 misy faribolana manodidina ny volana izay atao koa hoe "latsaka an-tamboho ny volana" [1.1] |
| Explanations in French |
6 La lune est malade: il y a un halo autour de la lune [2.415#3121] |
| Updated on 2025/09/12 |
|