Entry maotina
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapet [...]
¶ Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy man [...] [full text in Rajemisa 1985]
French translation   modeste, réservé, paisible, calme [Abinal 1888]
Examples  
1Hoy i Lanto maotina tampoka. [Andriamalala: Ranomasina, page 26]
2Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [Rajaonarivelo: Bina, page 89]
Derivations  
Other spellings  

Updated on 2017/04/18