|
|
|
|

Entry 1  fahamaotinana
Root  2 maotina
Part of speech  3  noun
Examples  4  Mbola nanan-tombo aza izy tamin' ny fahalemem-panahy sy ny fahamaotinana. [2.643#104]
5  Miditra amin' ny fahamaotinana ny tovolahy ka mitsiry fanahy hafahafa, tsy voazavan' ny tsy ampy fahalalana toa azy tantsaha. [2.470#123]
Morphology 
6  Simple :
7  Prefixed :

Updated on 2026/02/26