| Entry (1/3) | 1 manonona |
| Root | 2tonona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4Manambara amin' ny feo: Tsy hain' Isambilo ny manonona ny hoe "tsa".
5Milaza (anaran' olona): Aza fady, tompoko, fa nanonona ny anaranao aho. 6Milaza (anaram-bola): Nanonona telo arivo Rakoto tamin' ny vokatra. [1.1] |
| Explanations in English |
7to pronounce, to speak a name.
[1.7] |
| Explanations in French |
8prononcer.
[1.8, 1.5] 9dire le nom de quelqu'un. [1.8] 10dire le nom. [1.5] |
| Examples |
11 Nisaotra ny olona rehetra namaly ny fiantsoana izy, ary nanonona anarana sy nampiseho tsirairay ireo olona rehetra teo akaikiny.
[2.472]
12 Ary ny olona aty Merina kosa manonona ireo andro 7 ireo hoe: [2.48] |
| Morphology |
|
| Entry (2/3) | 17 manonona |
| Root | 18onona |
| Part of speech | 19 active verb |
| Explanations in Malagasy |
20Manony, manaketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny alahalo.
[1.1] |
| Explanations in French |
21calmer, apaiser.
[1.3] |
| Morphology |
|
| Entry (3/3) | 26 manonòna |
| Part of speech | 27 imperative of active verb manonona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 28 manonona, manonòna |
| Updated on 2025/11/06 |
|