Entry manondro basy (tondro, basy)
Part of speech expression
Malagasy definition mampitodika ny vavabasy any amin' ny olona kendrena hasiana
¶ Hevitra itarina: miady, mikomy [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31