|
|
|
|

Entry1  manome tsifoifoy
Elementary words  2 manome, 3 tsy, 4 foifoy
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 manome zavatra olona, nefa tsy mahafoy azy tanteraka ka mampamerina azy indray (hoy ny fitenin' ny ankizy hoe: manome tsifoifoy miteraka bibilava [1.1]

Anagrams  manome tsifoifoy, 7 manome tsy foifoy

Updated on 2025/09/12