Entry hombo
Part of speech noun
Malagasy definition Hazo na vy kely anentsenanaloaka, anakambanan-javatra roa simaka; fanararaotana tenin' olona mba hamelezana azy ihany; fihamafisan' aretina: Hay tsy varavarana hombo vy fa hazo fisaka midity harongana (Rajaonah Tselatra) [Rajemisa 1985]
English definition an iron or wooden spike or peg [Hallanger 1973]
French definition cheville en bois ou en fer, clou [Hallanger 1974]
Derivations 

2010/10/07