Entry mioko (oko)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mikomy; miray hevitra hiaramanao teti-dratsy [Rajemisa 1985]
English definition   to consult privately [Richardson 1885]
   to plot [Hallanger 1973]
French definition   comploter, être sinueux; se détourner; être ambigu [Hallanger 1974]
Examples   Na inona na inona amin' ny fiainana, na olona manodidina, na toe-javatra miseho, na lahatra sy anjara koa aza, toa miara-mioko daholo izany hanindry ny efa lavo rahateo. [Andraina: Mitaraina, page 98]
Morphology  
mioko
nioko
hioko
miokoa

Entry mioko (oko)
Part of speech   active verb
English definition   [Provincial] In the provinces it means to temper a knife. [Richardson 1885]
Morphology  
mioko
nioko
hioko

2013/05/02