| Entry (1/2) | 1 manitsy |
| Root | 2 hitsy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandeha tsy mivilivily mankamy...: Nanitsy ny hopitaly izy
5 Mihatra amy, mikendry ny: Nanitsy ny tenany ny teniko ka tsy naharitra izy namaly 6 Manao izay tsy hampisy diso, izay hanarahana ny lalana marina: Izaho no manitsy ny lahateniny ~ Tokony hanitsy ny fitondrantenanao lanao [1.1] |
| Explanations in French |
7 redresser, aligner, aller droit vers, s’appliquer à, corriger, justifier: Manitsy ahy ny teninao (Vos paroles s’appliquent à moi)
[1.3#253] 8 dégauchir, redresser, corriger, rectifier [1.13] |
| Examples |
9 Andraikitsika vehivavy ny manitsy izay melomeloka an-tokantrano.
[2.528#123]
10 Ny voalohany, atsinanana miakandrefana, miala ao Ambodivoara manitsy any Voditany-Amankary, 18 kilaometatra eo ho eo no halavany. [2.472] |
| Morphology |
|
| Analogs | 15 manaohitsindalana, 16 manapaka, 17 manarina, 18 manavatsava, 19 mandehatoratady, 20 tsymivilivily |
| Proverbs | 21 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 22 manitsy |
| Part of speech | 23 adjective |
| Explanations in Malagasy |
24 mangatsiatsiaka
[Bara]
[1.78] 25 mangatsiaka [Tanala] [1.78] |
| Synonyms | 26 manitsinitsy |
| Anagrams | 27 maintsy, main-tsy, manitsy, 28 matsiñy, 29 tsimina |
| Updated on 2025/12/13 |
|