|
|
|
|

Entry1  manarina
Root  2 arina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mametraka amin' ny toetra mahitsy izay nandry na lavo: Iza no nanarina ilay zazalahy lavo tao? ~ Ny sakaizany no nanarina azy tamin' ilay fahavoazany tao dasa saika namoizany fo
5 Mamerina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Tsy mety kivy izy fa nanarina ny fanonany rava [1.1]
Explanations in English  6 to level [1.2, 1.7]
7 to set up, to raise, to erect, to elevate [1.2]
8 to set upright [1.7]
Explanations in French  9 Mettre d’aplomb, niveler, mettre sur son séant, redresser, relever, recouvrer, rétablir ses affaires: Nanarina ny fananany izy (Il a recouvré sa fortuné, il a rétabli ses affaires) [1.3#62]
10 niveler; dresser debout [1.8]
11 redresser, corriger [1.13]
Examples  12  Ny lahy mifonoka manarina ny torimaso tsy azony indroa alina no tazany manjavozavo. [2.470]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Analogs  17  manitsy
All compound words  18  3 combinations of that word
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Anagrams  manarina, 20 ramanina

Updated on 2025/12/08