| Entry | 1 manao hitsin-dalana |
| Elementary words | 2 manao, 3 hitsy, 4 lalana |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 Tsy manaraka ny tena lalana fa manavatsava sy manitsy amin' izay akaiky.
7 entina milaza koa ny ankizy tsy mahalala fomba izay mandeha manitsy avy hatrany na misy olona na tsia eo anoloany. [1.1] |
| Updated on 2025/10/11 |
|