Entry mividy (vidy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandoa vola atao takalon' ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika [Rajemisa 1985]
Explanations in English to buy [Hallanger 1973]
Explanations in French acheter [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Morphology 
mividy
nividy
hividy
mividiana
Compound words, titles, names 
Examples Niara-nivarotra teo am-pivarotana tamin' i Dada sy Neny aho no niditra nividy zavatra izy. [Andraina: I Vola, page 7]
Quotes 

Updated on 2020/07/31