| Entry (1/2) | 1 manintsana |
| Root | 2 hintsana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandraraka amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Manintsam-parasy eto io alika io fa roahy any.
5 Manetsiketsika mba hifatratrakokoa ny zavatra afatra: Aza hadinoina ny manintsana ny famarana rehefa mividy vary. 6 Manasivana: Manintsana fasika ny mpandalotra. 7 Mandehandeha na mihazakazaka na mandihindihy rehefa avy mihinana mba hahalevona ny sakafo haingana. 8 Mirara-dravina, miongo-bolo: Manintsana ny hazo sasany rehefa ririnina ~ Vorona efa nanintsana io. [1.1] |
| Examples |
9 sambatra kosa itony ambiaty mahafolaka am-bozona ny taona ka ririnina tsy mba manintsana lohataona mamony ihany ary fahavaratra manorobona [2.131] |
| Morphology |
|
| All compound words | 14 3 combinations of this word |
| Entry (2/2) | 15 manintsàna |
| Root | 16 hintsana |
| Part of speech | 17 imperative of active verb manintsana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 18 manantsina, 19 manintsàna, manintsana, 20 minantsana |
| Updated on 2025/11/12 |
|