|
|
|
|

Entry (1/2)1  manindrona
Root  2 tsindrona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mandoaka na mamely amin' ny lohanjava-maranitra, manilo: Manindrona ny paingotra
5 Manatrobaka amin' ny fanjaitra loaka misy fidiran' ny ranompanafody: Tsy mahay manindrona io mpitsabo io [1.1]
Explanations in English  6 to prick, to goad; to give a hypodermic injection [1.7]
Explanations in French  7 piquer; donner un médicament par piqûre [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  manindròna
Root  13 tsindrona
Part of speech  14  imperative of active verb manindrona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  15 manindròna, manindrona

Updated on 2025/11/13