Entry tsindrona
Part of speech noun
Malagasy definition Fandoahana na famelezana amin' ny lohanjavatra maranitra: Ny tsindron' ny paingotra
¶ Fitsaboana amin' ny fampidirana ranom-panafody amin' ny tena amin' ny alalan' ny fanjaitra misy loaka: Ny tsindrona no nahasitrana azy [Rajemisa 1985]
English definition the act of pricking
¶ a hypodermic injection. [Vocabulary: Health] [Hallanger 1973]
French definition action de piquer
¶ piqûre de médicament. [Vocabulary: Health] [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2017/04/03