Entry manindrana (indrana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandeha akaikin' ny...; mandeha manaraka ny sisin' ny [Rajemisa 1985]
French definition aller à côté de [Abinal 1888]
Examples Afa-tsy ny ranonorana, dia manindrana ranomasina tsy latsaka ny folo siny isan-tsegondra izao izahay, ary mbola ho fanampin' izany ny hatsiaka sy ny rivotra manempotra tsy azo iainana. [Andriamalala: Ranomasina, page 15]
Morphology 
manindrana
nanindrana
hanindrana
manindràna

Entry manindràna (indrana)
Part of speech imperative of active verb manindrana [list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/04/04