|
|
|
|

Entry 1  mangoratsaka
Root  2 horatsaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Madio tsisy rahona na pitiny kely aza: Mangoratsaka ny volam-penomanana / Mavamavana na tany lanjadiany / Indro kosa fa ny foko miantsinanana / Manin-dava iny Ranomasina iny. (R. R-R) [1.1]
Explanations in French  5 ĂȘtre d'un blanc pur [1.3#268]
Examples  6  Diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any. [2.471#45]
7  mangoratsaka ny volam-penomanana ka manome taratra somambisamby amin' ny tany hazavainy. [2.470#30]

Updated on 2026/02/26