|
|
|
|

Entry1  mangarom-bilany
Elementary words  2  mangarona, 3  vilany
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  mitsaba-bilany (ny mitsaba-bilany dia tsy fanaon' ny olona ary tena mahamenatra raha any an-tranon' olona fa mampiahiahy sao manisy mosavy) [1.1]

Updated on 2025/09/12