|
|
|
|

Entry (1/2)1  mangarona
Root  2 harona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Misava izay ao anatin' ny zavatra iray: Tratrako nangarona ny paosiko io olona io
5 Manatsofoka ny tanana ao anaty...: Aza mangarom-bava
6 Mitondra hanina any am-bava amin' ny tanana: Tena fomba ratsy ny mangaron-tanana rehefa mihinana
7 Miditra amin' ny toerana iray mba hangalatra: Taloha heloka mahafaty ny mangaron-dapa
8 Mitady hahalala, mangaroka: Olona mangaron-dela anao izy fa mitandrema. [1.1]
Explanations in English  9 to feel with the hand, to grope, to take food with the hand from a plate. [1.2]
10 to snatch with the hand [1.7]
Explanations in French  11 Fouiller, plonger la main ou quelque chose dans, porter la nourriture à la bouche avec la main, s’introduire, se faufiler, commettre un vol sacrilège:
12 Nangarom-paosy tany an-tsena izy (Il a fouillé dans là poche de quelqu’un au marché pour voler) ~
13 Aza mangaron-tsobiky (Ne fouillez pas dans le panier) ~
14 Aza mangaron-tanana (Ne portez pas la nourriture à la bouche avec la main) ~
15 Nangaron-dapa izy (Il s’est introduit dans le palais pour voler)
[1.3]
16 fouiller avec la main [1.8]
Examples  17  ny ankizy kosa nifaliha-vanja eran'ny trano, ka nanantena ny hivimbinan-drainy zavatra, ka ny sasany mangarona ny paosiny, ny sasany misava ny tanany; [1.214#mg]
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :
21  Imperative :
All compound words  22  6 combinations of this word
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Entry (2/2)24  mangaròna
Root  25 harona
Part of speech  26  imperative of active verb mangarona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  27 manarango, 28 Mangarano, 29 mangaròna, mangarona, 30 ranomanga

Updated on 2025/11/13